Joshua Foust no niteny fa feno hosoka ny fifidianana tany Uzbekistan, satria fandesena miezinezina hatramin'ny 88% no azony noho ny fandrotsaham-bato mihoatra ny iray ataon'ny mpifidy iray hangalara-bato fotsiny.
- Firenena:
- Uzbekistan
- Lohahevitra:
- Fifidianana
- Teny:
- Malagasy














