Carlos Serra [pt], avy ao Mozambique, no mamoaka mialoha ny sombim-baovao hivoaka rahampitso (izany hoe androany io) amin'ny gazety “Zambeze”: “Araka ny fanapahan-kevitra tamin'ny 27 desambra dia nofoanan'ny Filohan'ny Repoblika ny fivoriana momba ny ady amin'ny kolikoly satria tsy mifanaraka amin'ny Lalam-panorenana″.
- Firenena:
- Mozambique
- Lohahevitra:
- Governance
- Teny:
- Portuguese, Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »