The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra, Rindrambaiko & Fitaovana
Teny:
Portigey, Malagasy

 

Tamin'ny 1 Janoary 1983, 25 taona lasa izay, no nolazaina tamin'ny fomba ofisialy ny aterineto ho fitaovam-pifandraisan-davitra mampiasa ny haitao TCP/IP. Namoaka lahatsoratra milazalaza ny sombim-baovao sy ny fanehoany hevitra nisian'ny fivoaran'ny aterineto niainga tamin'ny fampiasana ny ftp ka mandra-pahatonga amin'ny fikirakirana ny web 2.0 i André Lemos [pt] “ Enga anie hitandro ny tsy fiangarana sy hitondra fiaraha-miasa ny web!”.

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.