The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Hong Kong (China)
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Lalàna
Teny:
Malagasy

 

Raha inoana izay nosoratan'i Ben Ng, izay mazoto indrindra amin'ny famahanam-bolongana ao Hong Kong, dia ny fametrahan'ny Tribonaly no lahatsoratra mampiseho vetaveta no nampisy resaka indrindra tamin'ny tontolom-bolongana tao Hong Kong tamin'ny taona 2007 (resiny noho izany ny fifidianana filohan'ny mpanatanteraka vao haingana teo). Ny tamin'ny herintaona (2006) moa dia ny Uncle Bus no nampisy esaka indrindra. Raha mahatadidy ihany koa ny mpamaky eto dia efa nisy nosoratana teto ny momba ny baiboly vetaveta… angamba mifandraika amin'izay indrindra no nampafana ity resaka OAT ity (Obscene Article Tribunal).

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.