The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
China
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Sarimihetsika, Lalàna, Fialamboly
Teny:
Malagasy

 

Tsy eken'ny sampan-draharaha Shinoa miandraikitra ny Radio, ny Filma (lahatsary)  ary ny Televiziona (SARFT) hampidiriana hahazoana loka hozaraina any Shina izay nandray anjara tamin'ny fanantontosana lahatsary somary maneho firaisana ara-nofo na dia tsy hita mivantana aza izany, tafiditra amin'izany na ny mpilalao fototra na ny mpanatontosa (tsy hita anaty lahatsary aza). — ny vaovao fanampiny dia ao amin'ny Kenneth Tan from Shanghaiist.

Oiwan Lam

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.