The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Aterineto & Fifandraisan-davitra, Media
Teny:
Malagasy

 

Nouri izay mpamaham-bolongana Alzeriana no milaza ny heviny  mametraka adihevitra Momba ny fitsapana ny hevitry ny mpanaraka ny haino aman-jery Al Jazeera ao an-toerana. Ny fanontaniana napetraka tamin'ny aterineto tamin'izany moa dia hoe ankasitrahan'ny mpanaraka azy ve ny fanapoahana baomba any Alzeria sa tsia,[ ary nataony tsy mahagaga moa raha ny mankasitraka ny baomba no maro an'isa kokoa noho ny fametrahana an'i Ben Laden ho karazana Che Arabo.]

Amira Al Hussaini

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.