Taterin'i Nasim Fekrat ary fa nampiely hafatra tamin'ny vondro-tafika iraisam-pirenena mieli-patrana manerana an'i Afghanistan ny mpitari-tolona Taliban ny Molaha Omar fa tokony hivonona amin'ny fanafihan'ny Taliban ho maromaro kokoa mandritra ny ririnina ry zareo. [Ny any moa hatsiaka fa ny aty Dago indray orana no mamely foana e!]
- Firenena:
- Afghanistan
- Lohahevitra:
- War & Conflict
- Teny:
- Malagasy












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »