The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Burkina Faso
Lohahevitra:
Fivavahana
Teny:
Frantsay, Malagasy

 

“Soa ihany fa tsara i Allah ka nanaiky ihany ny fahatongavan'ireto mpanao fivahiniana masina mahantra ka navezivezin'ny fandaminana amorontevan'ny fikorontanana.” hoy ny namaranan'i QuophyBlogeur ny fahoriana nanjo ireo Silamo Burkinabe [FR] nandeha hamonjy fivahiniana masina any Lameka.

Jennifer Brea

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.