“Namelona ny aingam-panahiko i Benazir Bhutto. Nahery vaika izy. Nahery fo ihany koa. Sady tsara tarehy no nahay nihaingo ary tsy natahotaho-poana”: Izany no ambangovangon-tenina mpamahambolongana teraka Porto Rikana Liza Sabater izay nametraka an'i Bhutto ho “sheroe”-ny na “tsangan'ny herimpom-behivavy” (mariho ny s alohan'ny heroe) fitarafany, fa i Coffeewallah, mpamaham-bolongana avy ao Trinite, indray no niteny hoe: “Na inona na inona mety ho toetran'i Ms Bhutto sy izay nataony, hita taratra eny ihany fa nikasa ny hanova an'i Pakistana ho amin'ny tsaratsara kokoa izy.”
- Firenena:
- Pakistan, Puerto Rico (U.S.), Trinidad & Tobago
- Lohahevitra:
- Breaking News, Gender, History, Law, Media, International Relations, Politics
- Teny:
- Malagasy















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »