Bangkok Pundit eto no mamoaka tsikelikely sy mamakafaka ny valim-pifidianana izay vao novitaina teo. Ny PPP (People's Power Party na antokon'ny fahefam-bahoaka), izay noheverin'ny maro fa antoko nipoitra avy amin'ilay antoko nofoanana Thai Rak Thai no mitana ny laharana voalohany amin'ny fahazoana seza amin'izany.












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »