The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tanzania
Lohahevitra:
Sakafo
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Pernille dia manoratra momba ny “chakula (sakafo amin'ny fiteny Swahili) any Tanzania :

« Rice, beans and ugali - after three months I've concluded that these are the most important Tanzanian food ingredients - and that it might never ever change. Well, sometimes there are small alterations: This Friday the rice and beans came along with dried fish heads. »

« vary, tsaramaso sy “ugali” - afaka telo volana niainana taty dia noheveriko fa ireo no tena foto-tsakafon'ny Tanzaniana - ary dia tsy hisy fiovana mihitsy izany. Indraindray anefa dia misy fiovana kely ihany : ity Zoma ity, ireo vary sy tsaramaso dia naroso niaraka tamin'ny loha-trondro maina [masaka ihany raha ny fahitako azy eo amin'ny sary]. »

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.