The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Bolivia, Brazil
Lohahevitra:
Labor
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Sakamoto dia manararotra ny fankalazana ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina any São Paulo, any Brezila mba hamoaboasana mikasika ny toe-draharaha iainan'ireo Amerikana Tatsimo mpila-ravinahitra any Brezila, izay Boliviana ny ankamaroany ary miasa amin'ny endrika tsy fampiseho masoandro satria toy ny andevo mihitsy aza ny sasantsasany:

« When will this country treat “its” Bolivians with dignity ? »

« Rahoviana ity firenena ity vao hitondra ireo Boliviana “ato aminy” amin-panajana ? »

Ny andro iraisam-pirenena hoan'ny mpifindra-monina dia ankalazaina androany omaly 18 Desambra.

Mpanoratra Paula Góes

Hamela valiny