Ny blaogy Kenyan Pundit dia velom-panontaniana, “Moa misy hamela an'i Afrika handray fitenenana mba ahafahany manambara izay momba azy ve ?” :
« However, I’m have been pretty outspoken about the fact that I’m tired of the Bono’s and Sach’s of this world articulating my views as an African. »
« Anefa dia efa nazava izay nambarako fa efa manakaleo ahy ireo Bono sy Sach-n'izao tontolo izao izay milaza azy ho mahalala izay fomba fijeriko Afrikana [izay misolovava ahy anefa aho tsy mila soiloina vava]. »















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »