Bahrainita iray nandray anjara tamin'ny fihetsiketsehana nanamarihana ny andron'ny maritiora iray no nodimandry, hoy ny tatitry Mahmood Al Yousif . Notateriny ary fa noho ny fahasemporana tratran'ny fipoahan'ny entona mandatsa-dranomaso no nahafaty ity mpanao fihetsiketsehana ity raha nolazain'ny minisitry ny atitany fa noho ny aretim-po no nahafaty azy. Mbola mitohy moa ny fihetsiketsehana ao Bahrein.
Amira Al Hussaini
- Firenena:
- Bahrain
- Lohahevitra:
- Breaking News, Protest, Politics
- Teny:
- Malagasy
















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »