The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mozambique
Lohahevitra:
Travel
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Jorge Rosmaninho dia manapariaka sary maro sy tatitra mikasika ny famangiany an'ny Inhambane, izay tanàna faran'ny meva indrindra sady tsara karakara any Môzambika raha araky ny filazany :

« Gente simples que, nos intervalos da desgraça que é, por vezes, a vida de africano, apara relvados, planta roseiras, tapa buracos e poda árvores. »

« Olon-tsotra, izay miaina anivon'ny vanim-potoana sarotra izay andavan'andron'ny Afrikana [rehetra], mikapa bozaka, mamboly raozy, manentsina ireo lavaka ary mikolokola ireo hazo. »

Paula Góes

Hamela valiny