Cap-Vert : Atsaharo ny fanendahana ! (tohiny)

Ha fanampim-baovao mikasika ny raharaha fanendahana any Cap-Vert, ny mpiblaogy Pedrabika dia manolotra lisitra blaogy izay ahafahana manaraka ireo adihevitra efa nisy sady manasa ireo mpamaky mba hijoro vavolombelona sy hizara izay tantara nanjo azy, tsahivina fa mikasa ny hanao hetsika ry zareo ny Zoma 14 Desambra 2007 mba ho fanoherana ny tsy fandriam-pahalemana :

« Vamos juntar todos os depoimentos e compor uma grande carta a ser entregue às autoridades e apresentado à sociedade. »

« Andao hatambatra daholo, hanjary taratasy lehibe hoan'ireo mpitondra ny fijoroantsika vavolombelona ary habaribary eo anivon'ny fiaraha-monina. »

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Atsaharo ny fanendahana]

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.