Ny mpiblaogy Kenny dia mizara sary izay ahitana fa tsy ny iantsoana an-telefaonina ihany no ampiasana ny finday any Oganda:
« Taken in Uganda last week, a great example of adaptive product development. In other words, giving customers what they want. »
« [sary] nalaina tany Oganda tamin'ny herinandro lasa teo, ohatra goavana mampiseho ny fampivoarana ny tolotra hifanaraka amin'ny tsena. Izany hoe raha lazaina amin'ny fomba hafa, fanomezana izay irin'ny fon'ny mpanjifa. »

















Pakistan: Nisy baomba nipoaka sady nahaf...
- eny tompoko, misaotra anareo nanome ny vaovao mikasika ny fiainam-pire...
Tohiny »