The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Jamaica
Lohahevitra:
Ideas, Children, Cyber-Activism, Gender, Law, Youth
Teny:
Malagasy

 

“Wine” no tenin-jatovo ilazana ny seraseran'ny firaisana ara-nofo any Jamaïka. Ny blaogy Stunner's Afflictions dia mihevitra fa “tokony hisy fepetra raisina mihitsy hampitsaharana izao zavatra lasa fomba be mpanao izao” :

« Yes, these nine to eleven grade young girls are selling their bodies and sexual favours for as cheap as JM$10 (approximately US$0.14) ! »

« Eny, ireto zazavavy mpianatra amin'ny kilasy taona faha-9 ka hatramin'ny taona faha-11 [10-15 taona] ireto dia tena mivaro-tena hoan'ny sitrapon'ny firaisana ara-nofo amin'ny vidiny mirary manomboka hatramin'ny JM$10 (US$0.14) ! »

Hamela valiny