The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Mexico
Lohahevitra:
Development, Disaster
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy HJ Barranza dia mamovoafy ao amin'ny blaoginy Neverwonderland izay fomba hampivadiana ireo traikefan'ny hai-tao-trano sy izay fomba hampihenam-bidy ny fanorenana mba hanampiana ny fanarenana ilay tanàna ravan'ny tondra-drano any Tabaskô, Meskikô :

« While i can’t assure that it will be possible to lower the cost to a tenth of its current costs, i can assure than open architecture market reorganisation can leverage tabasco’s reconstruction.  »

« Na dia tsy afaka manome toky aza aho fa hampihena ny vidiny amin'ny ampahafolon'ny vidiny ankehitriny izany, mino aho fa ny fanavaozana ny fomba fitrandrahana ny tsenan'ny hai-tao-trano dia hanalaky kokoa ny fanarenana ny tanànan'i Tabaskô [ravan'ny tondra-drano]. »

Eduardo Avila

Hamela valiny