The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tajikistan
Lohahevitra:
Development
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Vadim dia mihevitra fa tsy hampiditra vola firy hoan'ny fireneny ny tetik'asa fanondranana rano izay dinihin'ny mpitondra Tadziky ankehitriny :

« A lot of people in Tajikistan believe that soon Tajikistan is going to be a water exporting country and it will have such revenues as the OPEC countries have from oil. It means that we are going to live in a prosperous country. Naïve. »

« Maro ireo mponina any Tadzikistana izay mihevitra fa tsy ho ela ny firenenay dia ho mpanondrana rano, ary hanana fidiram-bola sahala amin'izay azon'ireo firenen'ny vondrona OPEP [OPEC] avy amin'ny solika. Izany hoe hiaina ao anivon'ny firenena manan-karena izahay [amin'ny ho avy]. Tena mba fohy hevitra mihitsy. »

Hamela valiny