Iran : “Nahoana no tsy Yahoo no toerana tandrify ?”

Ny mpiblaogy Kourosh Ziabari izay monina any Iran dia manohy ny tolona ataony mba hamerenan'ny vohikala Yahoo mail an'i Iran anivon'ireo firenena azo isafidianana [Farsi], dia nametraka ary ny tetikasa “Hello Yahoo Project” izay hetsika ivondronan'ireo Iraniana rehetra izay tezitra tamin'ny fihetsik'i Yahoo mba hamafa tsy hampiasa intsony ny Yahoo Mail satria mihevitra izy fa :

« There are differences between the mistakes of a government and the willingness of a nation, to remove their accounts from the website that claims to be a free space for speech and though, but disrespects to a 70 million populated country and deprives them of expressing themselves. . »

« “Ny heloky ny fitondrana dia tsy tokony ho heloky ny vahoaka,” ka rariny raha fafàna tsy ampiasaina intsony izay vohikala milaza tena ho kianja misokatra hoan'ny fahalalahana ara-panehoan-kevitra anefa dia sahy manimbazimba firenena sy ny vahoaka miisa 70 tapitrisa amin'ny fanapaham-peo azy ireo. »

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Taratasy fangatahana any amin’i Yahoo]

Hamid Tehrani

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.