The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Cape Verde
Lohahevitra:
Cyber-Activism
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Pedrabika dia mamoaboafy momba ny tahan'ny fanendahana izay avo tokoa any Cape Verde, ary manainga ny maro mba hitroatra, manomboka amin'ny hetsika atao ny Zoma 14 Desambra 2007 [hanoherana ny tsy fandriam-pahalemana] :

« Todos falamos e ninguém faz nada para que a situação seja alterada. Este apelo pode ser o início de um processo de mudanças, depende de nós, e da forma como encaramos a cidadania activa. A SEGURANÇA É UMA QUESTÃO QUE DIZ RESPEITO A TODOS. »

« Samy miresaka daholo isika saingy tsy misy mihetsika hanova ny toe-draharaha. Angamba ity antso ity no fiandohan'ny fiovan-javatra, miankina amintsika izany, miankina amin'izay valiny atolotsika ny fivoizan'ireo mpivoy izay mpiara-monina amintsika. MIKASIKA NY FIAINAN'NY TSIRAIRAY NY RESAKA FANDRIAM-PAHALEMANA. »

Paula Góes

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.