The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Nigeria
Lohahevitra:
Technology
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Sokari dia manapariaka sarina mpianatra maro mirongo solosaina any Nizeria [ireo solosaina-finday maitso mora vidy (100$) izay novokarina manokana ahafahan'ireo ankizy mpianatra any amin'ny faritra ambanivohitra any amin'ny firenena andalam-pandrosoana mampiasa Aterineto] :

« We love our green laptops »

« Tena manja ireto solosaina-findainay maitso ireto »

Ndesanjo Macha

Manomboa ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

fanampiana

  • Fametrahana hevitra dia mila validation. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Ny hevitra masiaka, na vetaveta, mamely olona manokana dia tsy ekena.