The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Kyrgyzstan
Lohahevitra:
Fahalalahàna miteny, Cyber-Activism
Teny:
Malagasy

 

Ho fahatsiarovana ny faha-40 andro namonoanan'ny sasany ny mpanao gazety Alisher Saipov tany Osh, ny blaogy Timurrs dia manapariaka ireo sary nalaina nandritra ny hetsika notanterahina tany Bishkek, Kyrgyzstana. Tsahivina fa i Alisher Saipov, Ozbeka dia sangany tamin'ireo mpanao gazety any an-toerana.

[Ity dia mbola tohin’ilay lahantsoratra efa notaterina teto ihany : Hetsika tselatra kasain’ireo mpiblaogy ho fahatsiarovana ilay mpanao gazety nisy namono]

Adil Nurmakov

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.