The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Puerto Rico (U.S.)
Lohahevitra:
Hevitra, Ekonomia, Fanabeazana, Angovo, Governance, Media, Fivavahana, Politika
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Gil the Genius monina any Puerto Rico dia manolotra lisitra zavatra sivy izay heveriny ho ilain'ny Puerto Rico :

« Need the First: A mass transition from “politics as talk” to “politics as action” on the part of the general citizenry. »

« Ny ilaina voalohany : fiovam-pirehana ara-politika hoan'ny fiaraha-monina iray manontolo tsy ho “kabary” intsony fa ho “asa” amin'izay. »

Janine Mendes-Franco

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.