Ny mpiblaogy Yassuda monina any Brezila dia manainga ireo mpiblaogy Breziliana namany hafa mba hiara-mientana hanatanteraka hetsika manokana ‘blaogy sosialy' [ho fankalazana ny Noely]. Ny hevitra dia ho anjaran'ireo mpiblaogy tsirairay ny misafidy izay ONG tiany hotohanana, dia samy miezaka manampy izany fikambanana izany amin'ny alalan'ny blaoginy ny tsirairay - amin'ny fanoratana lahantsoratra mikasika izay asa tanterahin'ilay fikambanana ary mangataka famatsiana isan-karazany ho azy toy ny: kilalao, sakafon-Noely, hanina, akanjo, na fotoana fotsiny aza :
« É isso. Espero concluir que esta web é de fato colaborativa. Em todos os sentidos. »
« Izay izany e. Aorian'izao hetsika izao dia fanantenako ny ho tonga amin'ny tsoak'hevitra fa fitaovam-piaraha-miasa tena mahomby tokoa ny Aterineto. Amin'ny ankolafiny rehetra. »












Arzantina:Nolavin'ny loholona ny fampiakarana ny haba amin'ny fanondra...
-
Tena tsy haiko ilay teny fa dia misaotra an'i Luis na izany aza. ...
-
Muy bueno tu sitio, cuando estes muuuuy aburrido pasate por el mi...
Tohiny »