The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Zambia
Lohahevitra:
Fandraharahana, Ekonomia
Teny:
Malagasy

 

Vaovao tsara hoan'ireo izay manam-pikasana ny hampiasa vola any Zambia no ampitain'ny blaogy New Zambia :

« Zambia has some of the lowest tax rates in world - TTR [Total Tax Rate] world ranking of 6 and African ranking of 1. »

« Isan'izay firenena mampihatra ny hetra ambany indrindra eran-tany i Zambia - filaharana faha-6 eran-tany ary voalohany eran'i Afrika amin'ny [fampitahana izay iva indrindra amin'ny] Totalin'ny Tahan-Ketra. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.