The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Madagascar
Lohahevitra:
Indigenous, Technology
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Anglisy vavy Ruth izay monina any Antsiranana [nanomboka tamin'ny taona 2005] dia manazava ao amin'ny blaogy Vazaha Gasy ny fomba fanamboaran'ny Malagasy lakana araky ny traikefan'i Jean, rain-janany sady mpanjono :

« Jean finished building his latest boat 2 weeks ago. It’s a traditional wooden boat built using methods passed down from older fishermen in his district… »

« Vao tapa-bolana lasa izao i Jean no nahavita ny lakana namboariny farany. Io lakana io dia vita amin'ny hazo arak'izay fomba nolovaina tamin'ireo mpanjono taloha avy tamin'io faritra io … »

Ndesanjo Macha

1 hevitra

  1. Mialy Andriamananjara Miteny hoe:

    hay, mbola tsy nahita io blaogy io indray aho…

Hamela valiny