The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Iran
Lohahevitra:
Kilonga, Cyber-Activism, Media, Saripika, Ady & Fifandirana
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Razeno any Iran dia mametraka sary maromaro izay ahitana miaramila Amerikana mikarakara ankizy any Irak. Araky ny ambaran'ity mpiblaogy ity dia tsy mba fahita amin'ny fampahalalam-baovao Iraniana na oviana na oviana ny sary toy izao. Tsy lavina hoy Razeno ho fanampiny, fa tantara matroka no sarihin'ny ady, anefa tsindraindray dia mba ahitana hetsi-po maha-olombelona ihany koa.

Hamid Tehrani

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.