The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Benin
Lohahevitra:
Energy, Governance
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Afriksenatorium dia mitatitra ny fanesorana ny elo fiarovana ara-pitsarana amin'ny maha olom-boafidy nahazo ireto mpisolovavam-bahoaka roa izay voarohirohy amin'ny raharaha fanodikodinam-bola mikasika orinasam-panjakana any Benin :

« Des cas de malversations de l'ordre de 80 milliards à la tête de sociétés d'Etat, notamment la Société Béninoise d'Energie Electrique (SBEE) auraient mis en cause deux députés élus sur la liste FCBE, formant la mouvance présidentielle. »

« Misy raharaha fanodikodinam-bola mahatratra 80 lavitrisa izay mikasika ireo orinasam-panjakana, toa ny orinasa Société Béninoise d'Energie Electrique (SBEE) izay mandrohirohy mpisolovavam-bahoaka roa izay voafidy avy tamin'ny lisitra FCBE [Force Cauris pour un Bénin] izay antoko isan'ireo mpanohana ny filoham-pirenena [Yayi Boni]. »

Jennifer Brea

Hamela valiny