The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Madagascar
Lohahevitra:
Ideas, Business
Teny:
Malagasy

 

Ny namana Harinjaka dia midera ny fikatsahan'ny Malagasy vaha-olana mba hialana amin'ny tsy fahampian'ny fitaovana amin'ny fiainana andavan'andro :

« Malgré les difficultés qu’ils surmontent aux quotidiens, les malgaches ne sont pas du genre à baisser les bras. Tout le monde essaie de trouver un moyen de survivre »

« Ny dia maro aza ireo olana tsy maintsy sedraina amin'ny fiainana andavan'andro, ny Malagasy dia tsy mba isan'ireny miravoravo tànana. Samy mikatsaka izay fomba hiavotany avokoa ny tsirairay »

Jennifer Brea

2 hevitra

  1. jentilisa Miteny hoe:

    Ary dia miresaka ny tontolon’ny fanamboarana kiraro maivana izy.

  2. Tomavana Miteny hoe:

    1600 Ariary hono ny kapa pneu dia 4000 Ariary ny pieces hafa ;)

Hamela valiny