The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Cap-Vert : Afrikana isika

2007-11-23 @ 0:10 EST · Mpanoratra Paula Góes

Nandika Tomavana · vakio ato ny lahatsoratra nadika


Firenena:
Cape Verde
Lohahevitra:
Ethnicity
Teny:
Malagasy

 

Tsy faly mihitsy ny blaogy Obikuelu Pedra monina any Cap-Vert raha nandre tamin'ny radio fanambarana fa tsy isan'i Afrika i Cap-Vert [Cape Verde] :

« Que ideia maluca é essa de achar que a cultura de Cabo Verde é diferente da Guiné Bissau e por isso não ser África. Fala sério!!! »

« Mba hevitra adala manao akory koa no sahy hanantitrantitra fa ny vakok'i Cap-Vert dia samihafa amin'ny an'i Ginea Bisaô [Guinea Bissau] ka noho izany dia tsy mba isan'i Afrika. Mba zavatra hafa foronina e !!!»

1 hevitra

Hiresaka koa

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.