The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
War & Conflict
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Meskel Square dia mitatitra momba ireo zavatra farany nitranga tany amin'ny faritry Darforo any Sodana :

« As you no doubt already know, the Sudanese government, the African Union, the United Nations and a smattering of obscure rebel factions are still going through the motions of peace talks in the Libyan town of Sirte. »

« Araky ny efa fantatrareo angamba, ny fitondrana Sodaney, sy ny vondron'ny firenena Afrikana, sy ny Firenena Mikambana ary izay fikambanana sy vondrombondrona mpanohitra ara-miaramila [izay tsy fantatra anarana] dia mbola miadihevitra [foana] any amin'ny tanàna Libyana antsoina hoe Sirta, mba hiavian'ny fandriampahalemana »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny