The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Brazil, Grande Bretagne (UK)
Lohahevitra:
Cyber-Activism, Fanoherana
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Joty dia mitatitra fa hivory ny Alakamisy 22 Novambra 2007 izao ny Sampandraharaha mikasika ny Polisy an-tanan-dehibe Anglisy [MPA | Metropolitan Police Authority] handray fanapahan-kevitra momba izay hanamelohana na tsia an'i Ian Blair, Polisy Anglisy nitifitra an-doha sy namono an'i Jean Charles de Menezes, tsy manan-keloka Breziliana, tamin'ny taona 2005  :

« So - politely and gently - they need a little bit of lobbying to ensure their vote goes the right way »

« Izany hoe - amim-pahalalam-pomba sy filaminana - dia mbola mila “fandresen-dahatra kely” aloha ry zareo [MPA | Metropolitan Police Authority] mba hampifanaraka ny valim-pifidianana amin'ny tokony ho izy. »

Paula Góes

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.