The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Brunei
Lohahevitra:
Sakafo, Fahasalamàna
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny fihanaky ny  hatavin'ny mponina any Brunei :

« BRUNEI Darussalam is the most obese nation in the Southeast Asian region…. a local medical expert said. […]
Nearly one in three of Brunei's youth is overweight or obese - Minister's comments during World Diabetes day yesterday. »

« BRUNEI Darussalam no firenena matavy indrindra aty amin'ny faritry Azia Atsimo Atsinanana … araky ny filazan'ny dokotera eo an-toerana […]
Efa manakaiky ny iray ampahatelon'ireo zatovo aty Brunei no mavesatra loatra na matavy loatra - hoy ny Ministra iray omaly, nandritra ny fankalazana ny andro hiadiana amin'ny Diabeta. »

Preetam Rai

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.