The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Brunei
Lohahevitra:
Ideas
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Old Man [Antidahy] dia manontany tena mikasika ny tsy fanajan-dalàna ara-pifamoivoizana any Brunei :

« I read the news about the 16 year old boy killed in an accident on Sunday. Sad news. Shouldnt have happened. He was just sixteen and he was driving all the way from KB to Bandar. How is that possible? »

« Novakiako tamin'ny gazety fa nisy zazalahy vao 16 taona monja maty tamin'ny lozam-pifamoivoizana. Mampalahelo. Loza tsy tokony hiseho ny toy izany. Vao 16 taona monja izy anefa namily ny fiara avy any KB ka hatrany Bandar. Ahoana no mahatonga ny zavatra toy izany ? »

Preetam Rai

Hamela valiny