Ny mpiblaogy Olivier Gabirault dia mitatitra mikasika ny Maâtcard, izay fomba fandoavam-bola vaovao namboarina manokana hanamaivana ny fampiasana azy amin'ireo firenena andalam-pandrosoana toa an'i Afrika :
« une carte de paiement acoustique, présentée comme une première mondiale, qui vise en priorité les populations des pays émergents peu dotés en infrastructures bancaires. Baptisée Maâtcard, elle doit être commercialisée au Cameroun dès avril prochain, avant d'arriver courant 2008 au Sénégal, en Côte d'Ivoire et au Gabon »
« ny feo no ampiasain'izany karatra fandoavam-bola izany, izay nampahafantarina ho toy ny tolotra tokana manerana izao tontolo izao, ary naompana indrindra ny mponina amonina any amin'ireo firenena andalam-pandrosoana izay tsy mbola ahitana ireo fitaovana ara-banky manara-penitra. « Maâtcard » no anarany ary manomboka hampiasaina any Kamerona dieny amin'ny Avrily ho avy izao izy, alohan'ny hiparitahany any Senegaly, sy Côte d'Ivoire ary Gabon, amin'ny taona 2008. »















Madagasikara: Nanakorotantsaina ny fifan...
- Le gouvernement malgache donne la moitié de la surface cultivable aux...
- Doing business is good, but that means an equilibrate profit for all w...
- We are in 2008 therefore we cannot be selling the land of our ancester...
Tohiny »