The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Morocco
Lohahevitra:
Diaspora, Education
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Olivier Gabirault dia mitatitra fa misy mandrato fianarana koa ireo Afrikana avy any Atsimon'ny Sahara tonga any Marôka :

« Les jeunes Subsahariens ne viennent pas au Maroc seulement pour migrer vers l'Europe, mais aussi pour étudier. Désireux de s'ouvrir aux pays du Sud, le Maroc en accueille, pour cette année académique, plus de 7000 qui, bien que boursiers, vivent dans des conditions difficiles. »

« Tsy ny hifindra-monina any Eorôpa ihany no anton-dian'ireo tanora avy any Atsimon'i Sahara rehetra tonga any Marôka, fa misy koa ireo handrato fianarana. Mandritra ity taom-pianarana [vao manomboka ity], vontom-paniriana ny hisokatra amin'ireo firenena Tatsimo i Marôka ka mandray mpianatra mihoatry ny 7′000, izay sahirankirana ara-pivelomana na dia efa mandray vatsim-pianarana aza »

Jennifer Brea

Hamela valiny