The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Burkina Faso
Lohahevitra:
Disaster, Environment, Agriculture
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Ramata Sore dia mitatitra ny tsy fitovian-kevitra mipetraka amin'ny Governemanta sy ireo mpamboly mikasika ny tahan'orana [pluviométrie] any Borkina Fasô :

« Lors d’une conférence de presse, le ministre d'Etat, ministre de l'Agriculture, de l'Hydraulique et des Ressources halieutiques a affirmé que la campagne agricole 2007-2008 serait excédentaire de plus de 700 mille tonnes.
Pour lui, la saison pluvieuse a été équilibrée sur l’ensemble du territoire alors il n’y a pas de quoi s’inquiéter d’une probable famine. Pourtant nombreux sont les paysans qui témoignent de la mauvaise saison pluviométrique et agricole. »

« Nampitain'ny Ministry ny Fambolena, sy ny Rano ary ny Jono tamin'ny mpanao gazety fa mihoatry ny nantenaina avo 700′000 t ny vokatra andrasana amin'ny taona 2007-2008.
Araka ny fijeriny dia antonony tsara ny tahan'orana tamin'ny faritra rehetra, ka tsy misy mihitsy tokony hanahiana izay kere. Marobe anefa ireo mpamboly izay mitatitra ny tsy fahampian'ny orana. »

Mpanoratra Jennifer Brea

Hamela valiny