The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Cameroon
Lohahevitra:
Politics
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Dibussi Tande dia mamoavoafy ny 25 taona nitondran'i Paul Biya, filoham-pirenena Kameroney :

« When Paul Biya became president on November 6, 1982, he seemed determined to break away from, and put an end to the clientelist policies of the Ahidjo era…»

« Fony voafidy ho filoham-pirenena tamin'ny 6 Novambra 1982 i Paul Biya dia ohatry ny tapak'hevitra izy ny hampiato ny pôlitikan'ny akamakama sy kiantranoantrano izay nanjaka nandritra ny fitondran'i Ahidjo … [filoha nodimbiasiny] »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny