The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Ghana
Lohahevitra:
Environment
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Leanne dia mitatitra mikasika olana tsy mety voavaha sady mampalahelo any Ghana :

« You know I love Ghana, and especially Ghanaians, and god knows America is not a world leader in environmental issues, but the problem here is bad and getting worse… »

« Hainareo tsara ny fitiavako an'i Ghana, indrindra indrindra ireo mponina Ghaneana, ary Andriamanitra ao an-tampon'ny loha mahity fa tsy i Amerika dia tsy mba loha-laharana amin'izay resaka fiarovana ny tontolo iainana, anefa dia tsy azo afenina intsony ireo olana [ara-tontolo iainana] aty fa vao mainka aza miharatsy … »

Ndesanjo Macha

2 hevitra

  1. razafiarivony njaka Miteny hoe:

    Miarahaba anreorehetraeh,
    salama tsara daholo ve, arytratry ny taona daholo.
    maba manana fanontaniana kely aho, misy assocation gasy aty ghana fa mba te ahitagasy ny aty eh.
    mirary soa daholo

  2. jentilisa Miteny hoe:

    Mahavoa ianareo izany raha tia baolina fa hijery baolina foana!

Hamela valiny