The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Chile
Lohahevitra:
Children, Software & Tools
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Luis Ramirez izay mambran'ny OLPC any Shily dia mitantara ao amin'ny blaogy One Laptop Per Child News [Solosaina Iray Isan'Ankizy] izay teti-panorona kasaina apetraka mba hatrany ny tanjony dia ny :

« achieve free and permanent access to computers for at least 1 million Chilean children living in poverty before our bicentennial (2010) »

« hanantanteraka mialoha ny [fankalazana ny] taon-jato roa (2010), hoan'ny ankizy miisa 1 tapitrisa fara-faharatsiny, izay ahafahan'ny ankizy miaina ao anatin'ny fahantrana, mampiasa solosaina mamaimaim-poana sy maharitra  »

Eduardo Avila

1 hevitra

  1. Global Voices: Voces cada vez más globales Miteny hoe:

    [...] me enteré de esto a propósito de que un voluntario tradujo un artículo sobre lo que estábamos haciendo con la campaña “un computador por niño” aquí en [...]

Hamela valiny