The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
D.R. of Congo
Lohahevitra:
Disaster, Energy, War & Conflict
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Extra Extra dia mizara ny fomba fijeriny mandritra ny dia mitondra azy niverina any Kôngô :

« I’m still reeling from returning to Congo to find Kinshasa flooded (for want of a bookshelf our library was lost), our neighbourhood hit by up to four power-cuts a day (candle sales are booming; my laptop battery is foutou), and a series of mind-boggling news reports… »

« Mbola fanina foana aho raha niverina aty Kôngô sy nahita an'i Kinshasa tondraky ny rano (tsy misy noraisina ny boky tao amin'ny fitehirizam-bokinay izay nianjera), sy ny manodidina anay dia voan'ny delestazy hatramin'ny in-efatra isan'andro (mirongatra ny tsenan'ny mpivarotra labozia; tsy afaka hamahanako ny tahirin'aratra [battery | batterie] ilaina hampandehanana ny solosaina fitondrako mandehadeha anefa izany) ary ireo andiam-baovao maro izay samy mahatsikaiky avy … »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny