Afrika : Mpanao gazety tandrefana manandrakandrana an'i Afrika

Ny mpiblaogy Arjen Westra dia mitantara ny diany voalohany tany Tôgô sy Nizeria :

« My first visit to Nigeria years ago, I did not get the AK47 roadblocks every 200 meters that people prepared me for. I neglected the advice of friends (who had never been to Africa), asking me if a story is worth my life. I went and I met a crazy country, but not the roadblocks. »

« Taona maro lasa izay, nandritra ny fitsidihako voalohany an'i Nizeria dia tsy mba nisedra fanakanan-dalàna isaky ny 200 m, ataon'ny vahoaka mirongo basimarovava AK47 [Kalachnikov] miandry [ny hanendaka] ahy. Tsy nohenoiko ireo fampitandremena (izay avy amin'ny olona tsy mbola nandia izay Afrika akory aza), izay manontany ahy raha izy fitanterana tantara iray dia ambony kokoa noho ny aiko. Nozohiko ny lalako dia nahita firenena tsy ampoizina aho, fa tsy mba nisy kosa fanakanan-dalàna. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady Hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fifanajàna amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalàna, vetaveta, mamely olona manokana.