The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tanzania
Lohahevitra:
Fandraharahana, Aterineto & Fifandraisan-davitra
Teny:
Malagasy

 

Any Tanzania, raha mbola eo am-piandrasana ireo kiraronao ho vita borosy ianao dia afaka koa miantso amin'ny finday :

« The telecommunication leader in Tanzania Vodacom, is leveraging the network of professional shoe shiners dispatched throughout the city. »

« Vodacom izay orinasa lehibe indrindra mitrandraka ny telefaonina any Tanzania dia manankina ny fanapariahana ny traikefany ao an-tanàna amin'ny alalan'ny fiarahany miasa amin'ireo mpiborosy kiraro matihanina »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.