The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Tsy misy
Lohahevitra:
Media
Teny:
Malagasy

 

Manontany ny blaogy Africa Flak raha mba mahay mikorana koa ny mponina any Afrika ? :

« Using a simple search method at the New York Times, the terms “AIDS” + “Africa” brought back 250 stories published in the past year. What I didn’t say was that searching the terms “Africa” + “fun” returned 91 hits. »

« Fitaovana tsotra no nampiasaiko dia ny fikarohana lahantsoratra tao amin'ny vohikalan'ny gazety “New-York Times”, raha nampidiriko ny teny “SIDA” + “Afrika” dia miisa 250 ireo lahantsoratra nivoaka tamin'ny taon-dasa. Ny zavatra tsy nambarako anareo anefa dia ny hoe efa nikaroka koa aho nampiditra ny teny “Afrika” + “korana” ka 91 monja ireo valinteny azoko. »

Ndesanjo Macha

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.