The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Libya
Lohahevitra:
Development, Diaspora
Teny:
Malagasy

 

Tsy fototra olana fa voka-dratsy ny filan'ny manampahaizana Afrikana ravinahitra any ivelany, hoy ny mpiblaogy Omodudu :

« I now know that African think tanks are gathered in Libya trying to tackle the “The Brain Drain Issue” (Would definitely work for a movie title). I am glad that the word “managed” is used and not 'stop' or any other grander sounding verb, as a show of force »

« Fantatro fa mivory any Libya ankehitriny ny mpikaon-doha Afrikana mba itadiavana izay fomba hamerana ireo “filana ravinahitry ny manam-pahaizana any ivelany” (tena mety ho lohatenin'ny sarimihetsika mihitsy). Faly aho fa ny fototeny “fitantanana” no ampiasaina fa tsy ny “fanakanana” na fototeny hafa izay mampiseho fanamparana fahefana »

Hamela valiny