The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
D.R. of Congo
Lohahevitra:
Development, Travel
Teny:
Malagasy

 

Ahoana no fomba itanteranao entana raha any Kinshasa ianao? Ny blaogy Congo Girl dia manazava :

« People move items around by vehicle a lot of the time, but it's not always an option. If you don't have a truck on hand, you can always rent a guy with a wheelbarrow »

« Ny fiarakodia no fampiasan'ireo olona mila fitanterana entana amin'ny ankamaroan'ny fotoana, kanefa tsy voatery ho izany fa raha tsy mahita fiarabe azo raisin-tànana azo ampiasaina avy hatrany ianao, dia afaka manakarama koa sarety tarihin'olona »

Ndesanjo Macha

Hamela valiny