The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
Pakistan, Nepal
Lohahevitra:
Fifandraisana iraisam-pirenena
Teny:
Malagasy

 

Ny blaogy Kathmandu Speaks dia manolotra ny heviny mikasika ny toe-draharaha any Pakistana :

« Can democracy really prevent Pakistan from slipping into chaos, anarchy and violence?
I really don’t know but I’ve admired Musharraf for bringing Pakistan where it stands now- it’s not so bad! I know people are angry and want ‘democracy’, but I have lost my faith on democratic leaders there as well. »

« Afaka hiaro an'i Pakistana tsy hirona higorisa any amin'ny korontana sy ny herisetra tokoa ve ny Demôkrasia ?
Izaho aloha tsy mahalala anefa dia midera ny filoha Musharraf aho amin'ny nitarihany an'i Pakistana amin'ny toerana misy azy ankehitriny - tsy dia azo lazaina hoe ratsy ! Fantatro koa fa tezitra ny vahoaka izay maniry “demôkrasia”, fa raha izaho aloha dia efa very fitokisana ireto lohandohany mpitarika ara-demôkrasia. »

Neha Viswanathan

Atombohy ny resaka

Mpanoratra, azafady hiditra »

Torolalana

  • Miandry fanekena ny hevitra rehetra. Aza alefa in-droa ny hevitra.
  • iangaviana ianao haneho fihavanana amin'ny hevitra rehetra. Tsy ekena ny hevitra feno fankahalana, vetaveta, mamely olona manokana.