The Global Voices Lingua project hopes to bring GV content to new linguistic audiences - Details

Also in:

Firenena:
United Arab Emirates
Lohahevitra:
Environment
Teny:
Malagasy

 

Ny mpiblaogy Seabee izay monina any Dobay dia tsindrian-daona be ihany mitatitra sy mametraka sary satria nilatsaka ny orana [erikerika] tany Dobay :

« I can't remember the last time we had rain - sometime last winter obviously - but we had a little bit today.  »

« Tsy tsaroako intsony izay fotoana farany nilatsahan'ny orana taty - mazava ho azy fa ho tamin'ny “ririnina” lasa - anefa dia nisy kely nilatsaka androany »

Amira Al Hussaini

Hamela valiny